You are here: home > Vetso

tonokalo mahakamo - Sitlo

Azo vakiana?

Ravolamena no latsaka an-tany
dia indro manjelatra ihany
Rafitiavana no latsaka anaty
erehana vao may tsy tanty

Ka indro ary izy fa tonga
Nahatsiaro ny somongamonga
Ny tokelaka sy ny vanitika
nanampiana ireo bitsibitsika

kamo aho ganh



Sokajy : Ady, Aingam-panahy

Hevitra mandeha

tiaraj (24/01/2008 20:15:50)

Mahatsiravina be lé farany ry ty a!
Manapaka feeling be tena...
Mba sangiko e! Milay lé style

sitlo (09/02/2008 21:32:33)

tapaka mihitsy ny tsinaiko nahita an'ity teo amin'ny tonokalo be mpitia :-D

Hametraka hevitra

Midira aloha