You are here: home > Vetso

Veloma hozizy - Sitlo

Azo vakiana?

Maraina manoaka
dia any zany
Atondro mivoaka
dia any ihany

Tonga ny hariva
dia mody indray
Dia mamisavisa
izay sipa izay

Ny ampitso!

Maraina manoaka
dia izay foana
Na tia hisafoaka
dia aleo misaona

Fa izy efa lasana
tsy hita intsony
Nankamin'ilay fasana
ao am-pony!

sitlo .......
tsla tsla tsla

Sokajy : Fitiavana, Kiarakira

Hevitra mandeha

shumpeter (13/12/2007 16:32:49)

milay be le izy e!asio hafa koa

Hametraka hevitra

Midira aloha