You are here: home > Vetso

ASA...! - ...Tsoa

Azo vakiana?

Asa ianao raha mba hoatr'ahy,
miasa saina sy manahy.
Mandrevy foana ny endrikao,
manjombon-tava lava izao.

Fa lavi-tiana mantsy
ka mila tsy ahatanty.

Efa tena tsy aritra
ity fisarahana maharitra.


      ..Tsoa,cinema UGC Les Halles
        12 janv 2006

Hevitra mandeha

fiaritiana (06/02/2006 16:43:01)

tsara Tsoa a!mahereza hatrany

kelyb (12/04/2006 15:09:14)

tsy ho adinonao mihitsy izy izany n'inona efa mitranga ?

vetsoko (23/05/2006 12:07:48)

sarotra ry kellyb a!

Hametraka hevitra

Midira aloha