Taratry ny omaly - ...Tsoa
Azo vakiana?
Iny tantara_tsika iny
ilay paradisa omaly
toa lasa nofy sisa iny
sisa tsy afaka hamaly
Ilay tsiky teny amin'ny endrikao
Toa maloka ny andro androany
Dia mialoka fa miandry azy ihany
Tsy mety lefy ,
Nanenjika anao any anefa ilay fitiavana voatefy...
Lalina loatra tsy voarefy ny hangezany
F'ianao efa voasafidy hoe ho taolan-teezana
(mbola hitohy...)
Sokajy :
tantara
Mombamomba
Mpanoratra : ...Tsoa
Nampiditra : quatrix lgDaty : 10/11/2016
Mpamangy : 1119
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
MBA LAZAOAZA KIVY
FITIA TSY TANTERAKA
TIAKO IANAO
telo taona sahady
ASA...!
Hoentina aiza ???
Fiononako
Hafatra
Antony