Hoentina aiza ??? - ...Tsoa
Azo vakiana?
Efa mitonantonana
fanjakana adaladala;
dia manidy fiangonana
k'anefa anie mba mahalala !!!
Fahatran-dRamalagasy
efa mameno lavaka;
vao maika koa r'ilay maty
mandrara ny olona ts'hivavaka.
Hafahafa ihany,mampanontany tena
hoentina aiza ary ity firenena ?
...Tsoa, Fontenay sous-bois 12-12-2006
Mombamomba
Mpanoratra : ...Tsoa
Nampiditra : vetsokoDaty : 06/02/2006
Mpamangy : 1858
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Taratry ny omalyMBA LAZAO
AZA KIVY
FITIA TSY TANTERAKA
TIAKO IANAO
telo taona sahady
ASA...!
Fiononako
Hafatra
Antony