You are here: home > Vetso

Fiononako - ...Tsoa

Aza kivy,
mitrakà.
Mijoroa
fa lehilahy.
Ny fiainana no sompatra
sy tia mihetraketraka!
Nahoana ianao no kivy
ka zary toa mipetrapetraka ?
Manomboka izao
ataovy an-dohanao;
"sombiny no tapitra,
fa tsy izao tontolo izao".

                               ...Tsoa.
                 C'est pas la fin du monde
               nosoratako tany dago(tany tiako sady ...niaviko)

Sokajy : Fiononana

Hevitra mandeha

sonwin (07/12/2004 22:48:12)

Oui, cé vrai, ce n'est pas la fin du monde mais la fin d'un monde

katrynah (18/12/2019 16:59:27)

Quel encouragement oui ce n est la fin du monde

Hametraka hevitra

Midira aloha