INDRAY ZOMA IZAY (Vanjanofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Asa ho’ah zay tany ho any raha mba nisy fiovana
fa ny tany izay nitsahiko sy ny làlana nombana
tamin’iny hariva iny dia nanentoento hira sy nisary lohataona.
Izay antony mazava dia tsy fantatro hoe nahoana!!

Nefa raha nandinika aho, njay fa azoko ny dikany
tonga tao an-tsaiko kay ny endrikao sy bikabikany
Marina tokoa ry lahy fa hay zoma ny andro androany
Injay nibitaka ny foko fa hihaona isika izany….!!

Vanjanofy
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1309 1
Mpakafy: endrika01
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146