NY SISA ANAO - R.N Randriii
Ireny sora-tànanao
Mbola ao hatramin' izao
Izay momba anao anefa
Efa voafafa tsisy tafatoetra
ny fahatsiarovana anao no mbola ao
fa raha ny foko efa tofoka sy lao
Ka aleo ho tantara ny amintsika
Tsy asiako feony, tsy asiako dika
Tsy ho levona raha ireny
Ilay tantara feno mistery
Ka aleo omena ny hafa
Ho sitranina manomboka eto ireo ratra
Sokajy :
Ahiahy, ahy, Alahelo, embona, Eritreritra mandalo, Fahafatesana, Fahantrana, Fahatsiarovana, Fampaherezana, fananarana, fanantenana, fiainana, Fiaraha-monina, Fiononana, Fisarahana, Fitiavana, Hambom-po, Hanina, Malalaka, Namana, rindra, sitraka sy setriny, tantara, vazivazy
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : R.N Randriii
Nampiditra : mamy.nambinintsoaDaty : 27/04/2018
Mpamangy : 494
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NY TAKARIVAKOTOKAM-PO
NY FIFALIAKO SY FITIAVAKO
Indrisy mantsy ry kitana
HO TSININKO VE?
BARAINGO ?
FAHATSAPAKO
NY AMIKO SA NY AN'TOMPO
FITIAVAKO
Ny alaheloko eto izao