You are here: home > Vetso

nalsonrazakariasa

Ny anarako dia Randrianaivo Nambinina Robert Nalison
teraka tao Maternité Ambatofotsy Ambohiborona
tamin'ny 22 Janvier 1996
Nipetraka tao Antsirambany Est (Antanimenakely)
kaominina ambanivohitra Ambatofotsy
ka nifindra sy monina any Itaosy Bemasoandro amin'izao fotoana izao

Hevitra mandeha

telomahery (24/08/2015 21:46:01)

tsara ny mitia sy mandalina ny teny malagasy r a!

nalsonrazakariasa2015 (29/08/2015 11:51:14)

ie,tena tsara mihitsy,misaotra

rhjo (10/01/2018 15:42:18)

tsara fa mankasitraka e! azo eritreretina mihitsy!

nalsonrazakariasa2015 (11/01/2018 11:41:00)

Izany mihintsy ah

Hametraka hevitra

Midira aloha