Date : 26/04/2021 10:03
Visite : 1151
Poèmes: 12 Cliquer ici
Fans : 1 Admirer
Faniriantsoa RAZAKAMALALA
RAZAKAMALALA Faniriantsoa (FANIRY)Mpanoratra – Mpanakanto – Mpanentana – Mpandrindra tetikasa – Web Developer – Mpampianatra – Mpanofana-Infirmier-Guitariste-Pianiste
Nateraka tamin’ny 05 janoary 2004 tao Antsenandrabary, Madagasikara, Faniry dia tovolahy marani-tsaina, feno aingam-panahy, ary be faniriana hampandroso amin’ny lafiny rehetra: literatiora, mozika, fandraharahàna, teknolojia, fanabeazana, sy kolontsaina. Mpitovo, mitana zo Malagasy, ary mipetraka ao Podium Antsimondrova, Ambatondrazaka, izy no mpanorina ny “Intello Academy”, ivon-toeram-panofanana sy fanabeazana ho an’ny taranaka vaovao.
---
1. FANABEAZANA SY FIOFANANA
EPP Mahatsinjo: CEPE (2014)
CEG Mahatsinjo: BEPC (2018)
Lycée Morarano Chrome & Lycée Privé Miotisoa: Baccalauréat A2 – Mention bien (2020)
Baccalaureat serie D-2021 (mention assez bien)
Institut Supérieur des Paramédicaux Alaotra Mangoro (InSPALM): Licence Infirmier (2024) – (asa sy traikefa no esorina, fa mijanona ny fahaiza-manao)
Fiofanana mitohy amin’ny fiteny vahiny, informatique (hardware, software, programmation), fampandrosoana ara-tsaina sy fanofanana maha-olona (leadership, personal growth, coaching).
Nampihaiky ny mpianatra amin'ny faharanitantsaina, informatika, art.
---
2. FAMPIANARANA SY FITANTANANA
Mpamorona sady mpitantana ny INTELLO ACADEMY, ivon-toeram-panabeazana sy fiofanana manome:
Fanofanana amin’ny teny sy siansa (teny Malagasy, frantsay, anglisy, sns)
Coaching sy fitarihana tanora ho amin’ny fandrosoana ara-tsaina sy ara-moraly
Informatika: Web design, Word, Excel, PowerPoint, réseaux sociaux
Fampivelarana talenta: mozika, kabary, fahaiza-mitarika
Intello Academy:centre de formation en CALL CENTER, langue, informatique, web, marketing, mysique (piano, guitare), danse
---
3. KOLTORALY SY ZAVAKANTO
Faniry dia poeta sy mpanoratra tononkalo fantatra amin’ny anarana hoe FANIRIANTSOA, mpikambana ao amin’ny HAVATSA-UPEM. Efa nahazo fankasitrahana sy fiderana amin’ny boky 3 lehibe:
1. Ny diam-peniko
2. Kintan’ny maraina
3. Tanora Fitia
Maneho fitiavana lalina, alahelo, nofinofy ary filozofia amin’ny endrika manintona sy mirindra ny tononkalony.
---
4. MOZIKA, SARY, SY FAMORONANA
Pianista, gitarista, mpihira, flûtiste
Mpanoratra
Mpanao sarimiaina (animation)
Mpanjaitra sy mpanao asa-tanana kanto
---
5. TEKNOLOJIA SY FANDRAHARAHANA
Mpamorona tranonkala amin’ny HTML, CSS, PHP, sy MySQL
Mpandrindra tambajotra sosialy sy fitantanana votoaty (Content Creator & Manager)
Mpanangana tranokala “Tononkalo Malagasy” ho sehatra famoahana tononkalo, fifandraisana ara-kolotsaina, sy fandoavam-bola amin’ny alalan’ny MVola (saran'ny fidirana ho mpikambana: 6000Ar)
Fanofanana amin'ny informatika sy fitantanana asa madinika (micro-entreprise)
---
6. TOETRA SY FITONDRANTENA
Manetry tena, manam-panahy, saro-piaro amin’ny marina sy ny fahatsarana.
Tia fitiavana lalina sy mandrakizay: na dia namoy an’i Sarobidy (13 mey 2023) aza, dia mifikitra sy tia tanteraka an’i Lynence, olon-tiana vaovao.
Lynence: niaraka tamin'i Faniry nanomboka ny 09 juillet 2023
Teraka tamin'ny 01er fevrier 2006
Tena mifankatia i Lynence sy i Faniry
Efa betsaka ny sakana sy sedra nandalo fa mbola tsy miova ny fiarahana..
Manaraka ny filiere Gestion, comptabilité et finance i Lynence (IMG Ivandry)
---
7. FIKASANA HO AN’NY HOAVY
Hanitatra ny Intello Academy ho ivon-toerana ara-panabeazana sy fahaiza-manao manerana an’i Madagasikara
Hanangana tambajotran’ny poeta sy mpanoratra maneran-tany
Handefa tetikasa iraisam-pirenena amin’ny literatiora, fanabeazana ary kolontsaina
Hiasa amin’ny sehatra iraisam-pirenena, indrindra amin’ny asa an-tserasera, fifandraisana ara-tsaina, sy fampianarana mozika sy literatiora amin'ny fomba ankehitriny.
---
FIFANDRAISANA
Téléphone: +261 34 48 334 22 / +261 33 97 847 32
Email: ffaniriantsoaf5@gmail.com / tononkalomalagasy.faniry@gmail.com
intelloacademy@yahoo.com
Facebook: Faniriantsoa
Toerana: Podium Antsimondrova, Ambatondrazaka
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/faniriantsoa-razakamalala
