IANAO!! (BerthiN AinA)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy matory izahoIsak'alina
Mamisavisa izato
Endrikao maha-fanina
Vao mifoha ny maraina
Dia ianao no ao an-tsaina
Mamiko toy ny tantely
Izany masonao mijery
Ny atoandro
Mibanjina ny lanitra
Kamo ny hahandro
Fa vokin'ny fofonao manitra
Ny hariva kosa
Mandinika ny vita
Izay niarahananantontosa
Taminy fiarahantsika!!
--------
Lien: