Anjely (Dogme Razafy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mafikely ny orokao;
Doladola, topi-maso
Anjely kely milalao
Tiako kely k’alefaso!

Mamikely ka tohofy,
Sentosento paradisa
Bitsibitsika mandrotsy
Bitabitaka, alin-kisa!

Nofy kely, nofy izao
Ampiko kely fa andraso;
Akipio ny masonao!

Anjelikely milalao
Tiako kely k’alefaso
Mafikely ny orokao!

29 Aprily 2022
--------
Lien:
Catégorie : Eritreritra mandalo
707 2
Fans: Azrael666 - dogme
Commentaires
Djess ( 09/01/2026 12:48)
lalina izany
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012