ZANDRY A (IALY NOFY)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Zandry a!
Aza mora mitanondrika
Fa mbola maro ireo hoavy banjinina
Ka sao dia reraka ao
Ilay hery nikoloana sy nizaka ady mafy
Zao kia ry zandry a !
Io fiainana lalovanao io
Tsy mba misangy aminao
Fa ny tanjona atao ambony
Dia ho mpandresy ianao
Fa izay ry zandry
No mba hafatrafatra aty
Ka mahereza foana
Fa ilay fiainana tsy mora
.............................................. IALY NOFY
--------
Lien:
123 1
Fans: SANAKERIB
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : IALY NOFY
Inséré par : SANAKERIB
Date : 27/02/2024 05:18
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142