MISY "AHY ANAO" (ikaloyna)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy hery toa tsy haikomisintona. mibaiko
ny masontsika hitazana
iry tara-penomanana.
... Fa misy " ahy anao "
anaty volana ao.
Ikaloyna
05/12/14
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo - Aingam-panahy