NALEONY (ikaloyna)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NALEONYNandalo teo ianao
Izy te hiantso
Fa ny onjam-pony tao
Miandry topimaso
(... toa tsy hitanao akory ! )
Ilay " vazivazony " iny
Naleony nampanginina
Ny ranomasony iny
Naleony nofihinina
(... irery izy, oriory ...)
Ikaloyna
25/07/14
--------
Lien: