O RAFIAKARANA (Rajordri)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ianao RAFIAKARANAhibanjinako ireo midina
rehefa iny aho ka miakatra
O RAFIAKARANA
asehonao miharihary
ireo kararazan-tsarisary
na ny loko misendoatra
ataon'ireo mandroso loatra.
Fa azafady kely,
tsy saina lasa ho azy
na koa hoe vazivazy
fa raha toa ka azonao
dia andeha hovaina ny fanao.
--------
Lien:
Catégorie :
Kolontsaina
Fans:
nabason
Commentaires
nabason
(
25/09/2008 11:30)
tsy misy hevitra fa fisaorana no omeka dia nomeko isa betsaka ( rafiakarana ) anarako io
Rajordri
(
03/10/2008 20:21)
Misaotra anao rangahy nanohana ny asa soratra. tsy nampoiziko hoe anaranao io. Mirary soa e.