ALEO… (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ALEO…Aleoko tsy eo ianao,
raha mbola hanitatra ny feriko.
Aleo mandeha ianao,
fa toa zary tsianjeriko,
tsy mety maty ao am-poko,
ireo lasa novonoiko.
Dia aleo ianao hafoiko!
RRAG
22 Oktôbra 2012
--------
Lien: