AMBOARA HO ANAO… (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AMBOARA HO ANAO…Ho anao no anoratako, ity amboara ity.
Amboara voka-po, voka-pitia.
Amboara tokana, tsy hanam-paharoa.
Amboaram-pitiavako, ilay nitondra soa.
RRAG
19 Jona 2012
--------
Lien: