ANJELIN'NY FOKO (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANJELIN'NY FOKOTokana ianao,
tsy manam-paharoa,
raha amin'ity foko.
Anjeliko ianao,
‘lay safidim-po,
anjelin'ny foko,
tena tia tokoa.
Ka hotanako ho ahy,
tsy mba hosoloiko,
satria famatotry ny fanahy.
RRAG
12 Aprily 2005
--------
Lien: