ARAHABA… (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ARAHABA…Arahaba no indro atolotra,
io no rafitry ny molotra.
Tokana fa manan-danja,
sady filoaka ny vava.
Miavaka ny andro anio!
Arahabam-po madio,
noho ‘ty fitsingerenan-taonanao,
dia ‘lay tokan-tsy nandao.
RRAG
Jolay 2012
--------
Lien:
