HOY IANAO: …! (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HOY IANAO: …!Hoy ianao:
“‘Lay fihantany mirindra,
‘lay fisento fanembonany,
ireo fitia tsara rindra,
sy ny adim-pitolomany,
no injay famato-boady,
nifanaovanareo dina,
fatomaty vitan-tady,
tsy lefin’ny alo-mpanakiana!”
RRAG
Aprily 2012
--------
Lien: