IANAO NO FIALOFANY… (RRAG)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IANAO NO FIALOFANY…
Ianao no fialofany, fitafian’ny fitiavany,
isan’irony rovany, nokajiany fa fananany.
Ianao ilay firavaka, diamondra sarobidy,
ianao no nampiavaka, ny anjara nofinidy!
RRAG
21 Martsa 2013
--------
Lien:
246 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0231