INDRO NY NAHANDRO (RRAG)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hoy aho teo am-panolorana ilay boky tahiry nitondra ny lohateny hoe: “MILOM-PERY”. Mazotoa homana daholo ah! Tandremo fa mety misy taolana madinika.

INDRO NY NAHANDRO
Tompo ô! Indro ny nahandro, azonay hatolotra!
Eo mba tsinjarao, amin’ny mila izany!
Teny kely indrindra, narindran’ity molotra.
Entina hanasoavana, ny olon’ito tany!
Ka mba hafafazo, ny tso-dranonao!
Eo mba hatsipiazo, ny fitahianao!
Mba tsy ho foto-dratsy, ity amboara ity,
fa mba ho tena amboara, hitondra ilay fitia!
Misaotra anao ry Tompo!
Misaotra ity Mpanompo!
RRAG
10 Jona 2012
--------
Lien:
229 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0226