Ampidiro aloha ny tenimiafina
INIAKO…! (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
INIAKO…!Iniako ampanginina, hiredona mora,
ny hiran’iny lasako, ny foko ry Neny.
Iniako tononina, tsy iandrasako ora,
ao anaty kasako, miendri-tsianjery,
‘reo tononkalo, fivetsonao mangina,
hiantsoanao ny nofy, hanorina ny dina!
Ka ireny kalo ireny, no kalon’ny tiana,
miantsampy hitositosy, anatin’irony vina.
RRAG
11 Jolay 2014
--------
Lien:
