INY ALINA INY… (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
INY ALINA INY…Ny masoko rendremana, saingy tsy te hatory, maniry hahita anao.
Ny lohako nolemana, hanala sorisory, ilavitra anao.
Fa iny alina iny, no mbola nahatsapako, fa tena tiako ianao.
Iny alina iny, no nanamafy ny faniriako, hamihina anao.
RRAG
15 Mey 2005
--------
Lien: