LOZA MARINA…! (RRAG)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LOZA MARINA…!
Tsy naharitra aho ny hikitika, sy hisafosafo anao.
Saingy indro fa nipitika, ‘lay solonify vao,
fanafenako ny henatra, raha hanoroka anao,
teo am-panolorako ny peratra, ho eny an-tananao!
RRAG
21 Martsa 2013
--------
Lien:
311 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0264