MANORATRA AHO! (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANORATRA AHO!Manoratra aho anio, fa manina ity foko.
Manora-taratasy, ho anao ilay tsy foiko.
Manoratra aho, manoratra hoe: “Je t’aime”.
Ny ao am-ponao: ”Je sais que tu m’aime”.
Manoratra aho, manoratra tantara,
anaty pejy tokana, ‘zay pejin’ny fitia.
Manoratra aho, manoratr’izay tsara,
tsy voka-po nangoraka, fa tena avy amindrỳ!
RRAG
Talata 01 Oktôbra 2013
--------
Lien: