Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY ALINTSIKAROA…! (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY ALINTSIKAROA…!Ny alintsikaroa,
na dia tanaty nofy aza,
dia alin'ny fo,
‘lay mitia mazava.
Ny alintsikaroa,
dia alin'ny fitiavana.
Ny alintsikaroa,
no alim-pahasambarana.
RRAG
08 Jona 2005
--------
Lien:
