NY MARINA AO AM-PO (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY MARINA AO AM-PONisoritra efa ela, tanaty ny foko,
ny anaran'ialahy, ‘lay tokana tsy foiko,
voafaritra am-bala, ny marin'ny aty fo,
tsy hisy salasala, ny hiarahantsika roa,
satria tiako ialahy, ‘lay tokan'ny fanahy.
RRAG
10 Aprily 2005
--------
Lien: