RAHA LAVITRA (RRAG)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAHA LAVITRA
Raha lavitra ahy ianao dia,
asio sioka tokana ho hafatra entim-borona.
Raha manina ahy ianao dia,
mivetsoa mangina, kalo tsy hain'ny olona.
RRAG
27 Septambra 2005
--------
Lien:
465 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0278