SAFOIKO (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SAFOIKOAnaty nofinao, dia hosafoiko ianao,
fihiniko eto an-tratrako, dia raisinao ny tanako.
Ny molotrao orohako, ny tenanao safoiko,
ianao ‘lay tsy foiko, tohizo ‘ndray ny nofinao!
RRAG
02 Jona 2005
--------
Lien: