SATRIA TIAKO IANAO… 2013 (RRAG)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SATRIA TIAKO IANAO…
Mba tiako izany hoe: “Antsoinao malala”,
isan’andro isan’andro, satria tiako ianao.
Mba tiako izany hoe: “An-tratranao tsy miala”,
alina sy antoandro, satria tiako ianao!

Eny! Satria tiako ianao,
tiako hatramin’izao,
dia tiako tsotra izao!
RRAG
Alahady 17 Nôvambra 2013
--------
Lien:
515 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.022