SITRAKO… (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SITRAKO…Ireny nampitaiko, ho ren’ny sofinao,
izay rehetra tato an-tsaiko, hatramin’ny pejy vao.
Ka sitrako tokoa, ny hamboraka fitia,
izay tokana ao am-po, tsy nofefena ‘lay satria!
RRAG
20 Oktôbra 2012
--------
Lien: