TE HAHITA ANAO AHO… (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TE HAHITA ANAO AHO…Isan’andro aho mitomany,
isan’ora aho manontany,
hoe:”Aiza no misy anao?”
Mba miverena dieny izao.
Te hahita anao aho!
Te hitady anao aho!
Saingy indrisy fa tsy vitako,
ny misy anao aza tsy hitako.
RRAG
Jolay 2012
--------
Lien: