TIAKO MANTSY IANAO… (RRAG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TIAKO MANTSY IANAO…Na dia ilavitra aza ianao,
tsy mahasaraka ny foko,
ny hiantsampy eny aminao,
ka ny fitia no ampofoiko,
‘zay fitia am-ponao ao!
RRAG
Alatsinainy 30 Septambra 2013
--------
Lien: