TSY MANINA VE IANAO? (RRAG)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MANINA VE IANAO?
Ilavitra anao aho, ilavitra aty!
Asa, raha tsaroanao, ‘lay notolorako fitia!
Nefa ianao, toa tsy manina akory!
Angamba kosa lahy, mbola resi-tory.
Izaho misento, ianao mba nahoana?
Toa tsy handrenesam-peo, sa efa moana?
Tsy manina ve, ianao lavitra any?
Nefa izaho aty, efa resin-tomany!
RRAG
11 Jona 2012
--------
Lien:
327 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0307