MATOKIA (SANDRATRA)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ianao ,tsy misy afa-tsy izaytiako tsotra izao ary ahy mandrakizay
marony zavatra efa hita
maro ihany koa ny mbola tsy hitafa raha ny lasa no jerena
dia ny fitiavako tsy mba hiena
Ka n'inona n'inona miseho
dia izaho tsy mba ho leo
fa hijanona eo anilanao eo
Mety ho sarotra ny dia
nefa hoy aho hoe:matokia
fa ianao dia ianao irery ihany
no ho tiaviko eto an-tany
minoa ahy fa marina izany
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana