FITIAVAKO (R.N Randriii)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fitiavako aloha Dia anao hatrizao
Ny fitiavako mbola anao
Na ny vola na ny kitana anao
Masoandro vaovao
Volana mibaliaka anao
Lanitra sy tany
Novelenao mba ho ahy
Kilalaoko sa anao
No natakalonao izao
Fahasambaran tsika
Eny fitiavana ny anao
--------
Lien:
Catégorie :
vazivazy - Tontolo iainana - Hanina - manokana - Fifaliana - Fianakaviana - Ahiahy - Hambom-po - tantara - fananarana