HO TSININKO VE? (R.N Randriii)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho tsiniko ve?Raha nifarana izaoEkeko ianao fa tia ny ahy no tsy fantatrao
Safidiko ve ny nandao ka hamarana ny antsika?
Ka ho tsiniko ve?Raha hilaza fa niova ny aty foko
Adisoako ve?raha nilatsaka ny ranomasonao
Tena tsiniko ve izao rehtra izao
Malala ah!tiana ianao nanome fitia
Fa izaho mihitsy no ratsy!Nanome toky ninia
Raha nandratra anao by teniko
Ilay feon'ny fitiavako
Ho tsiniko ve?Ekeko marary ianao rahavako
Misitery ho ahy ny tsy aneken'ny foko anao
--------
Lien:
Catégorie :
rindra - sitraka sy setriny - Tontolo iainana - Fahantrana - Hanina - Malalaka - Fifaliana - Fahafatesana - Ahiahy - Ady