Hampiditra sary
Nampiditra :
jyno
Daty : 12/01/2015 21:36
Nijery : 1521
Tononkalo: 14 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo Daty : 12/01/2015 21:36
Nijery : 1521
Tononkalo: 14 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
jyno
HERIMANANTSOA jocelyn na Jyno. teraka ny 11/08/1987 tao Antsirabe.nianatra tao @ SK Ambohimirary/Matieloana ny taona 1992-1996, avy eo tao @ FMA Betafo ary nahazo ny CEPE tao. nifindra tao @ St Louis Betafo avy eo nanohy ny ambaratonga faha-roa. rehefa nahazo BEPC dia tafiditra tao @ lycée de Betafo. afaka BACC t@ 2006. nanohy ny ambaratonga ambony tao @ ASJA Antsirabe avy eo ary nisafidy ny lalam-pihofanana ho Inenjeniera momba ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany. nahavita fianarana t@ 2011.
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/jyno
Tononkalo ( 14)
Antsantononkalo
Mbola tsisy niantsa