Tsiahy lalina (andriary)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy feon'aloalo manako hatrany an-dohasahaMitsiahy ny tonon-taona , rinangotry ny nimaona
Miantsy volon-danitra : halahelo sy hisaona
Ny tantara fahagola , vinilan'ny tamberina!
Misy feo tsy aman-teny , nanonga ny eritreritra
Maminany tara-bolana misarin-dokon-javona iny
Tinaran'ny andro lasa , mitahiry ny fahiny
Dia ny vetsoko tsy rongatra ; miampoka tsiahy lalina!!!
Andriary
( 2005 alohotsy )
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Hevitra mandeha
soari25
(
19/05/2006 09:19)
inona ilay hoe vinila?????
fa tsara aloha e !
fa tsara aloha e !
Malalason
(
13/07/2006 11:46)
vinilan'.... = navilin'ny tamberina nefa sao dia tsy izay, fa izay aloha no ahalalako azy
tsara be mihintsy ny aingam-panahin'io Akamako io an
Malalason
tsara be mihintsy ny aingam-panahin'io Akamako io an
Malalason