Raha tena tia (NY FANAMBY Nomenjanahary)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha tena tiaRaha tena tia ahy ianao de:
-tsy nitanisa ny lasa fa nibanjina ny hoavy naminavina ny ho sisa mba tsy ho ritra
Raha tena tia ahy ianao de:
-tsy nanisa reny hadisoako efa lasa fa nibanjina ahy ary namihina ahy mba ho afaka tamin'ny ratra
Raha tena tia ahy enao malala de:
-Voavela ny heloko ary toky no mbola ho ventso hanarenana lay fiti hatr'eto
Raha tena tia ahy enao rahavako de:
-any ambadika sahondra lay hadisoako no apetrakao,tsy iverenana koa fandrao tsy zakanao
Raha tena tia ahy enao de:
-ritra lay ranomaso ka natao hoe ranomaso nandalo mbola vonona hikalo
-eny ranomaso latsaka haminavina ilay fanirian'ilay fitia ho mandrakizay ho doria.
(Ilay FANAMBY,raha tena tia,nov 2021)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : NY FANAMBY NomenjanaharyNampiditra : Ilay FANAMBY
Daty : 05/11/2021 19:07