JAMBA (RAFENOMANANTSOA SANTATRA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Jamba aho teo alohaJamba aminao ry Andriamanitra
Diso loatra tsara fo
ka tsy nijery afa tsy ny lanitra.
.
Diso nanao ny marina loatra
ka tsy nety mba nivoatra
fa nahantra foana teny
noho ny herinao ry teny.
.
Ankehitriny aho zao mahiratra
Mahiratra aminao ry tsy misy
Lasa deba toa Didier Ratsiraka
raha vao nitanjo ny kipy.
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : RAFENOMANANTSOA SANTATRANampiditra : rafenomanantsoasantatra
Daty : 06/01/2021 11:18