AZA ATAO MAMPIASA LOHA (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AZA ATAO MAMPIASA LOHA
Topazo maso fotsiny, fa aza atao mampiasa loha!
Diniho tsara ihany, sao dia ‘ndray handràtra fo.
Raha toa ka ny handao, izay no tena tiany.
Aleo ataony any, rehefa hosafidiany.

Aza atao mampiasa loha, ny tsy fahitana,
azy ‘lay mitositosy, toy ny eo an-tratranao.
Aza handràtrana fo, ny tsy nahavitana,
ny voady an’alitara, izay tokony ho atao.
RRAG
11 Jona 2012
--------
Rohy:
251 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0219