Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIZOTOA HATRANY… (RRAG)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIZOTOA HATRANY…Mety mafy ny ady,
‘zay hitolomanao mangina.
Tady ho tinapaka ny tady,
mihombo anaty fanahiana.
Nefa ianao mba manan-toky,
fa tsy maintsy ho tafita.
Mizotoa hatrany ianao,
fa tsy ho ela io dia vita.
RRAG
Jolay 2012
--------
Rohy:
