Ampidiro aloha ny tenimiafina
MPAMBOLY VOLA... (RRAG)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MPAMBOLY VOLA…Ny sasany mihevitra, azy ho mpamboly vola,
dia revo, mimaola, manaraka midola.
Nefa ahitra no hohanina, arapany am-bava,
jejo loatra, be fihaingo, sady mbola basivava!
RRAG
11 Jona 2012
--------
Rohy:
