NY TANINDRAZAKO... (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TANINDRAZAKO...
Ny tanindrazako o? Tany sarobidy,
tany tsy voavidy, eny tsy amidy!
Lova avy amin’ny razako, sisa mba fananako,
tsy ahy samirery, fa ahy sy ny taranako!
RRAG
Ny taona 2008
--------
Rohy:
313 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0221