PEJY…! (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
PEJY…!
Hanokafako ity pejy, teny tokana ao am-poko,
fa ny lahatra sy tendry, dia anjara iray hinoako.
Ny lohateny entiko, dia ny ho an’ilay malalako,
fa izy no hany tokana, nandrafitra ny tantarako.

Ka ialao tsiny any, raha misy olona hadino!
Fa hisy amboara iray vaovao, amboara iray haneho,
azy ireny, izaho dia mino!
Tsy ho ela izany, tsy ho ela akory dia hiseho.
RRAG
Ny taona 2012
--------
Rohy:
292 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0326