TSY TAPITRA… (RRAG)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY TAPITRA…
Tsy ny vitako fahiny, na ‘lay kely vitako iny,
no ahafahako milaza, fa nahavita betsaka aho.
Tsy izay anjara nofidiany, na ny vesatry ny tsiny,
nentiny hampikombom-bava, ka hangina tsy hitalaho.
Fa ny fony sy ny ahy, dia niray tsy nisy fatotra,
tsy nisy dina nifanaovana, ary tsy mba ho mety tapitra.
RRAG
Aogositra 2012
--------
Rohy:
394 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0221