Ampidiro aloha ny tenimiafina
TIAKO IANAO (SANDRATRA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ianao,tena tiakoka sanatria izay ho ariako
fa hany mamiko sy lalaiko
ka raha sitrakao dia afoiko hatr@ aiko
ianao no tiako indrindra
ka ny fitiavako anao tsy haiko afindra
fa ianao irery ihany
no tiako eto an-tany
Ka na hisy aza ny ady
izay mitady hanapaka ny tady
dia tiako foana ianao
ka sanatria amiko izany hoe handao
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
